|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amaninombilahy |
| Singan-teny | 2amany, 3omby, 4lahy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Zavamaniry famonoana bibikely toy ny moka, parasy sns...(Cleissthantus perrieri).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7appellation botanique: Leptolaena multiflora.
[2.612] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: ahitra 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tsipelina hafa | 10amaninaombilahy |
| Tovy hevitra | 11anjananjana, sarifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|