|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alofana |
| Fototeny | 2aloka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be sheltered; to be overshadowed.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on abrite, qu'on met à l'ombre.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Kafe alofana albizià ny eny afovoany.
[2.117#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 ala fano, 13 alofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|