|
|
|
|

Teny iditra1 fanakora
Fototeny  2akora
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manakora, maneso, mihoha.
5Tokony hakoraina, azo akoraina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Celui qui est hué, qui mérite d’être hué, qu’on acclame, manière d’acclamer. [1.3#16]
Ohatra  7 Somary nilefaka tsy fidiny ihany izy tamin' ny farany, ilay zaobaviny kosa anefa tsy nanakora na nandatsa satria ny lavo mahay miarina tsy fanakora fa fakana saina, ary ny potraka tafajoro tsy faneso fa filana hevitra. [2.313#]

Fivaditsoratra  8 fanakora, 9 fanaroka, 10 fanoraka, 11 karofana, 12 rakofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12