|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1 aka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fangalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4action de prendre, d'aller chercher. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/8)13 akà
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Fodiana (adala na marary...), safary.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16[root not in use]. [1.2#13]
Fanazavàna teny frantsay  17simulation d'ignorance, feinte. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/8)35 aka
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny malagasy  37rankizy. [Bara] [1.78]
38Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny.
39Ry ilay aka: ry zalahy.
40Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao. [1.1]

Teny iditra (4/8)41 aka
Sokajin-teny  42 anarana
Fanazavàna teny malagasy  43fisintonan'ny ranomasina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  44marée basse. [1.13]
Voambolana  45 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 46 Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (5/8)47 aka
Sokajin-teny  48 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  49accustomed to, familiar with, clever, skillful.
50Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  51accoutumé à, habile à. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (6/8)52 aka
Sokajin-teny  53 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  54tsy, aza. [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  55same as aza. [Sakalava] [1.2]

Teny iditra (7/8)56 aka
Sokajin-teny  57 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  58ise. [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  59 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (8/8)60 aka
Sokajin-teny  61 anarana
Fanazavàna teny malagasy  62anaram-borona, angaka. [Taimoro] [1.78]
63karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana. [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  64 Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  65 aka, akà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02