|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 akaina
Fototeny  2akà
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Odiana tsy fantatra, lalaovina, hanihanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be deluded, deceived, imposed upon. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6qu’on feint d’ignorer, avec qui on feint. [1.3#12]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11akavina

Teny iditra (2/2)12 akaina
Sokajin-teny  13 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14same as akaito. [1.2]

Fivaditsoratra  15 akaina, 16 anakia, 17 ianaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12