|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 anakao
Fototeny  2akà
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#13]

Teny iditra (2/3)4 Anakao
Sokajin-teny  5 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  6 Tonga tao anakao izy dia nijanona elaela tao ary nifindra nankany Fiherenana. [2.508#106]
Voambolana  7 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)8 Anakao
Sokajin-teny  9 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  10 Haisoratra: boky
Mpanoratra  11Rakoto Odeam

Fivaditsoratra  12 akaona, 13 anakao, Anakao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03