|
|
|
|

Teny iditra1 fakana
Fototeny  2aka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay.
5Fiantsoana: Fakana miaramila. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend. [1.3#13]
Ohatra  7 Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#]
8 Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471#]
9 Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519#]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ankafa, 13 fakana, 14 fanaka, fanakà, 15 kafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03