|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fiaina
Fototeny  2aina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5respiration. [1.32.en#272]
Fanazavàna teny frantsay  6La manière de vivre, de respirer. [1.3#3]
7respiration. [1.13]
Ohatra  8 I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Voambolana  11 Haiaina
Tovy hevitra  12fisefo
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 fiaina
Fototeny  16aina
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19La conduite. [1.3#3]
Ohatra  20 Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499#]
21 Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245]
Voambolana  22 Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02