|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 aim- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe aina |
| Ohatra |
3 Ny aim badinao aza efa nafoinao tao koa.
[2.895#78]
4 Ny fitepon' ny aim-bahoaka no mahalahelo ahy. [2.296#52] 5 Iankinan'ny aim-pirenena ny Fanagasiana ny Fampianarana, ary ny aim-pirenena tsy azo anaovana an-kambo. [2.503#26] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 7 aim
![]() |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to aim: mikendry, mikasa.
[1.17] |
| Teny iditra (3/3) | 10 aim
![]() |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12fikendrena, izay kendrena.
[1.17] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|