|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanafenana |
| Fototeny | 2afina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita.
5toerana anafenana zavatra matetika. 6fanitrihana ny maty alevina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l’action de cacher, etc.
8le lieu où l’on cache. [1.3] |
| Ohatra |
9 Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io?
[1.1]
10 Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy [1.1] 11 Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy. [2.69] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|