|
|
|
|

Teny iditra1 afenina
Fototeny  2afina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy.
5Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka.
6Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign.. [1.2]
8to be concealed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9que l'on cache. [1.3, 1.8, 1.5]
10sur quoi on garde le secret. [1.3]
11qu'on recèle. [1.8]
Ohatra  12 Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472]
13 Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. [2.48]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  20 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  21 afenina, 22 fiañena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02