|
|
|
|

Teny iditra1 fiadidiana
Fototeny  2adidy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona itỳ faritany itỳ.
5Andraikitra, fiandraiketana: An' ny ray aman-dreny ny fiadidiana ny zanany raha mbola kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6responsibility, leadership, government. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7La responsabilité, le gouvernement. [1.3]
8responsabilité, gouvernement. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12