|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andraikitra |
| Fototeny | 2raikitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany.
5adidy. [1.1] 6izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7something held in one's charge, that for which one is responsible.
8See raikitra, and adidy.. [1.2] 9responsibility; a charge;. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10responsabilité, charge.
[1.8, 1.13] 11rôle. [1.13] |
| Ohatra |
12 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
13 Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|