|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adidina |
| Fototeny | 2adidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsinina, omena tsiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured..
[1.2] 6to be blamed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on blâme.
[1.3, 1.8] 8qu'on censure. [1.3] |
| Ohatra |
9 noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy.
[2.285#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 adidina, 15 didiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|