|
|
|
|

Teny iditra1 soketa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4censure. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5blâme, censure. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Voambolana  13 Filôzôfia
Tovy hevitra  14adidy, fondro, tsiny
Kamban-teny rehetra  15manome soketa

Fivaditsoratra  16 ketsao, 17 soketa, 18 tesoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08