|
|
|
|

Teny iditra1 zafin-doria
Singan-teny  2zafy, 3doria
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5zanaky ny zafim-paladia na taranaka fahafito, sy ny manaraka rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6la septième génération et les suivantes. [1.3]
7arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [Tankarana] [1.19]
[zafindoria] 8septième génération. [1.54]
Voambolana  9 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  10doria
Mpanahaka  11 zafiafy, 12 zafimpaladia, 13 zafindohalika, 14 zafinkitrokely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02