|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 sarona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron' ity tavy ity?.
4Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Saron-doha ~ Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a cover, a lid. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6couvercle, couverture. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)27 sarona
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny frantsay  29(toute l'île ; mais prononcé saro dans l'Ouest et le Sud).
30Sens général : enveloppe, voile, etc.
31En ce qui concerne les plantes : ce qui enveloppe un fruit ; involucre ou calice accrescent.
32En thérapeutique : grands enveloppements ; emplâtres souvent à base de plantes fraîches écrasées (Voir aussi saro).. [1.196]
Voambolana  33 Haizavamaniry

Teny iditra (3/5)34 sarona
Sokajin-teny  35 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  36Tra-tehaka na voahodidina tsy afa-mikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahavalo. [1.1]

Teny iditra (4/5)37 Sarôna
Sokajin-teny  38 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  39Saron. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  40Saron. [2.996]
Voambolana  41 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  42Toko sy andininy momba Sarôna

Teny iditra (5/5)43 Sarona
Sokajin-teny  44 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  45Sharonite. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  46Sarôn. [2.996]
Voambolana  47 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  48Toko sy andininy momba Sarona

Fivaditsoratra  49 rosana, 50 sarona, Sarôna, Sarona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05