|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misarona
Fototeny  2sarona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano.
5Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to have a lid on, to be covered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être couvert, se couvrir. [1.8]
Ohatra  8 Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Mpanahaka  13 mibofoka, 14 mibonoka, 15 mifonoka, 16 mikobona, 17 mirakotra, 18 misakobona, 19 misalobona
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)22 misaròna
Fototeny  23sarona
Sokajin-teny  24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  25 misarona, misaròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02