|
|
|
|

Teny iditra1 saronana
Fototeny  2sarona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka.
5Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro.
6Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona.
7Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be covered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on couvre. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02