|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanaronana |
| Fototeny | 2sarona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika.
5Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina. 6Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra. [1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 fanaronana, 9 fanoranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|