|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mitsinjo |
| Fototeny | 2tsinjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay.
5Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha. 6Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana?. 7Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao.. [1.1] 8mihevitra ny ho avy. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Regarder de haut en bas, au loin.
10figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux. [1.3] 11prévoir. [1.13] |
| Ohatra |
12 Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana.
[1.381#]
13 Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#] 14 Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 19 mandala, 20 miahy, 21 misaingy, 22 mitandrina, 23 mitandro, 24 mitsimbina |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 27 Mitsinjo |
| Sokajin-teny | 28 anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana] |
| Voambolana | 29 Toe-karena: tonta printy, sary |
| Boky momba Madagasikara |
|
| Teny iditra (3/4) | 31 Mitsinjo |
| Singan-teny | 32tsinjo |
| Sokajin-teny | 33 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 34 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (4/4) | 35 Mitsinjo |
| Singan-teny | 36tsinjo |
| Sokajin-teny | 37 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 38 Haitoetany: tanàna |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 39 mitsinjo, Mitsinjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|