|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsimbina |
| Fototeny | 2tsimbina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny.
5Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!. 6Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mitsimbìna |
| Fototeny | 12tsimbina |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimbina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mitsimbìna, mitsimbina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01 |
|