|
|
|
|

Teny iditra1 mitandro
Fototeny  2tandro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be careful with things. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire attention à être attentif à. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11tsy mitandro hasasarana

Fivaditsoratra  12 mandotry, 13 mitandro, 14 mitondra, mitondrà, 15 tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03