|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitomany |
| Fototeny | 2tomany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino.
5Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to cry for something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pleurer après quelque chose; pleurer.
[1.8] [mitomañy] 8pleurer. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
9 nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
[2.324]
10 Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 jemby, 16 latsadranomaso, 17 lembolomaso, 18 manalanylohany, 19 manangantorana, 20 manaoranomasohavozona, 21 manezakezaka, 22 manganohano, 23 miafatrafatra, 24 miapokapoka, 25 miatatra, 26 midradradradra, 27 midradraka, 28 mifaditraahitra, 29 mifakobozakaamanahitra, 30 mifararemotra, 31 mifendrotra, 32 mifiadranomaso, 33 mifokofoko, 34 migigika, 35 migogogogo, 36 mihandrohandro, 37 mijafajafa, 38 mijoy, 39 mikehina, 40 miketaketa, 41 mikiakiaka, 42 mikonainaika, 43 mitanisanisa, 44 mitolokoloko, 45 mitoreo, 46 mitrifantrifana, 47 tomany, 48 tsymahajeryolona |
| Kamban-teny rehetra | 49Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 51 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|