|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 maloka |
| Fototeny | 2aloka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka.
5Manjombona, be rahona: Maloka ny andro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6cloudy, dark, overshadowed, lowering..
[1.2] 7cloudy, somber. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8nuageux, sombre.
[1.3, 1.8] 9ombragé. [1.3] |
| Ohatra |
10 maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499]
11 maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14malo-dohasaha |
| Teny iditra (2/3) | 15 maloka |
| Sokajin-teny | 16 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
17mbola, aloha.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 18 Maloka |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20Malluch.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21Malluk.
[2.996] |
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23Toko sy andininy momba Maloka |
| Fivaditsoratra | 24 kalamo, 25 lakamo, 26 lamako, 27 lamoka, lamòka, 28 malako, 29 maloka, Maloka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|