|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 lala
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3fantatra. [Bara] [1.78]
4fantatra: lalako: fantatro; tsy lalako: tsy fantatro. [Bezanozano] [1.78]
5Fantatra (any anindran-tany). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6(utilisé comme adjectif dans les provinces) connu, aimé, chéri. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/6)18 lala
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry lala. [1.1]

Teny iditra (3/6)21 lala
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny malagasy  23Ba na paikan-kira. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24rythme du chant. [1.3#375]
Voambolana  25 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (4/6)27 lala
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29Fisaonana ny vady maty. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30deuil des époux. [1.3#375]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (5/6)33 lala
Sokajin-teny  34 anarana
Fanazavàna teny malagasy  35Fikarakarana, fitsimbinana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  36épargne, soins. [1.3#375]

Teny iditra (6/6)37 Lala
Sokajin-teny  38 anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  39pseudonyme de l'auteur de Ny Tanindrazako (tononkalo). [5.fr.https://oceanindien.revues.org/1391]
Voambolana  40 Haisoratra: mpanoratra
Tsanganana sy sary iray takila  41 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Fivaditsoratra  42 lala, Lala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03