|
|
|
|

Teny iditra1 mifankahalala
Fototeny  2lala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto. [1.1]
Ohatra  5 Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470]
6 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12