|
|
|
|

Teny iditra1 mifankalala
Fototeny  2lala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to know one another. [1.2]
Ohatra  5 Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366]
6 Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4]
7 mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12