|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lalaina |
| Fototeny | 2lala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tiavina fatratra: Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy.
5Isaonana. 6Karakaraina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be loved, to be regarded with affection.
[1.2] 8to be loved, to be held dear. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on aime, qu'on chérit.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 alalina, 16 alilana, 17 ilalana, 18 lailana, 19 lalaina, 20 laniala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|