|
|
|
|

Teny iditra1 Ingahy
Singan-teny  2lahy
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4antidahy hajaina. [Taisaka] [1.78]
5Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them.
7See rangahy.
8Ingahy Prime Minister.
9The Prime Minister.. [1.2]
10"Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11"Monsieur"; terme honorifique. [1.8]
Ohatra  12 Aza adino ange I Sarila s' ingahy Sefo. [2.470]
13 Ambarao, ry ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
14 Marary, hono, ingahy Raboto, hoy izy. [2.472]
Voambolana  15 Teny fanajana
Mpanahaka  16 andriamatoa, 17 andriamatoa, 18 ing, 19 ing, 20 ingahibe, 21 ingahibe, 22 rangahy, 23 rangahy, 24 rangahibe, 25 rangahibe
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 haingy, 28 Ingahy, 29 ngiahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02