|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiarahamonina |
| Singan-teny | 2fiarahana, 3monina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona.
[1.13.mg#70] [fiarahamonina] 6fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana. [1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[fiarahamonina]
7histoire, géographie, instruction civique, socio-économie.
[1.13.fr#70] [fiaraha-monina] 8société. [1.13.fr#70] |
| Ohatra |
9 natambatry ny fiarahamonina vaovao.
[2.508#23]
10 Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285#267] 11 Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445#13] 12 Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606] 13 Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27] 14 Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43] |
| Tsipelina hafa | 15fiaraha-monina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|