|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bila |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mitsivalana.
[Taisaka]
[1.78] 4tsy mahitsy. [Bara] [1.78] 5Tandrok' omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka. [Betsileo] [1.1] 6Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr' itỳ latabatra itỳ fa ahitsio. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7crooked, crooked-horned.
8Said of cattle whose horns do not correspond in position or direction.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9de travers.
[Taisaka]
[1.82] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 14 bilabila, 15 bilaka, 16 bingo, 17 vila, 18 vilaka, 19 vilana |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 22 bila |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin' ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa nihevitra azy ho fanindrian-javatra na ny ambiroan' ny maty: toa manavinavy no fiandohan' ny aretina, dia marary andoha, dia fanina dia mena ny maso, ary dia tonga verivery ny sain' ilay marary ary mihoalahoala sy mienjika izy ka amin' izay dia toa mahavita zavatra tsy vitan' olona tsotra, toy ny mandihy miloloha siny feno rano nefa tsy raraka ny rano...
25Ny fitsaboana ny bila dia itehafana, miaraka amin' ny vely vy sy ampongatapaka... 26Nanana anarana samy hafa saika isampoko ny bilo: ramanenjana na soratra (imerina), salamanga (betsileo), tromba (sakalava, tsimihety). [1.1] |
| Voambolana | 27 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 28 Balì, 29 Baly, 30 bila, 31 laby, 32 liba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|