|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ramanenjana |
| Singan-teny | 2ra-, 3manenjana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaran' aretina hafahafa mampienjika sy mampanao fihetsehana isankarazany, mitovy amin' ireo fantatra any anindran-tany amin' ny anarana hoe: aretinandriananahary, tromba, menabe, bilo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Manenjana (henjana), stiff.] The name of a dancing mania.
7See salamanga.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(de henjana : raide, tendu).
9Nom qu'on donnait à une sorte de possession collective et surtout à ceux qui en étaient atteints ; ils allaient en bandes dansant frénétiquement et présentant souvent, en outre, des convulsions. 10Bien qu'elle ait souvent revêtu un caractère quasi épidémique, on ignore si elle était provoquée par des breuvages ou spontanée. 11Ce qui est certain c'est qu'elle n'apparaissait qu'en période de troubles politiques.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
12 Nefa raha dinihintsika tsara ny finoany ny amin' ireo fanahy manindry ny velona, (avelo, tromba, bilo, ramanenjana, fivava-hana angataham-pitahiana sy ampiononam-pahatezerana ny maty, sns.
[2.285]
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|