|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 salamanga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana nilazan' ny olona ny voan' ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana. [1.1]
Voambolana  4 Fahasalamana
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)6 salamanga
Sokajin-teny  7 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8fifaliam-be, arahaba; tonga soa aman-tsara!. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)9 salamanga
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11Nom donné aux « possédés » (possession le plus souvent provoquée par l'administration de breuvages stupéfiants.
12Leur délire est censé révéler la volonté des puissances surnaturelles.
13La cérémonie très compliquée au cours de laquelle ils sont censés habités par un esprit s'appelle tromba.. [Sakalava, Bara, Betsileo] [1.196]
Voambolana  14 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02