|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 soratra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity.
4Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture. [1.3#632]
6pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter. [1.196]
Ohatra  7 Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [2.472]
8 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [2.48]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 70 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)32 soratra
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny malagasy  34Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza. [1.1]

Teny iditra (3/5)35 soratra
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny malagasy  37tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka. [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  38 Fahasalamana

Teny iditra (4/5)39 soratra
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny frantsay  41Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb.
42(Loganiaceae).. [1.196]
Voambolana  43 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)44 Soratra
Sokajin-teny  45 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  46 Ary milalao i soratra sy Matsatso [2.48#207]
Voambolana  47 Finoana
Tsipelina hafa  48rasoratra, rasoratra
Tsanganana sy sary iray takila  49 Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  50 sarotra, 51 Soratra, soratra, 52 tsarôra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02