|
|
|
|

Teny iditra1 ampahavalo
Fototeny  2valo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ampahavalo] 4Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo. [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  [ampahavalony] 5the eighth part. [1.2#731]
Fanazavàna teny frantsay  [ampahavalony] 6le huitième. [1.3#807, 1.5#322]
Isam-pirenena  71/8. [3.1]
Ohatra  8 ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy [2.436#135]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
Voambolana  10 Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  11 ampahadimy, 12 ampahafito, 13 ampahafolo, 14 ampahasivy, 15 ampahatelo, 16 ampahazato, 17 ampahefatra, 18 ampahenina
Kamban-teny rehetra  19ampahavalo amby ny folony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31