|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 alahady
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Sunday, the first day of the Malagasy week.
5[Ar.
6Al-ahada - First.]. [1.2]
7Sunday. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le dimanche. [1.3]
9dimanche. [1.8, 1.5, 1.9]
Ohatra  10 Koa tamin'io alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy. [2.324]
11 Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
Voambolana  12 Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  24 Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)25 Alahady
Sokajin-teny  26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  27the name of the places where the markets were formerly held on that day.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28jadis, nom des marchés tenus le dimanche.. [1.3]
Voambolana  29 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  30 Alahady, alahady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03