|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tranobongo | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Hita fa tranobongo no itoerana ka manao lava fanoto! [2.558 #91]
Hita trano bongo no itoerana, ka manao lava fanoto. [2.653 #1077] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tranobongo be setroka, ny valo zoro be laza. [2.558 #4381] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Tranobongo halan-tsetroka, olon' ory halan' ny mpanana. [2.558 #4382] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|