|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanoto |
| Fototeny | 2toto |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby.
5Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanoto |
| Fototeny | 7toto |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10A pestle, a rammer.
11an iron crow-bar.. [1.2] 12pestle. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13pilon.
[1.8] |
| Voambolana | 14 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 fanoto, 18 fatono, 19 fotano, 20 fotona, 21 tafono, 22 tofona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|