|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : remby | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Papango nahazo sokatra : ny remby ka azo fa ny fihinana anazy tsy hita. [1.147 #P2] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Rembin' akoho, tsy mitondra mody. [1.147 #R46] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Remby tsy azo an'ala, vatam-be tsy nahazo an-tanàna. [1.147 #R45] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Tany hatra ody remby. [1.147 #T39] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Voronkontsy | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|