|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mpitsitsy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mpitsitsy vary tsy manam-panoto, mba isan' ny be fahandro ihany. [2.558 #2630]
Mpitsitsy vary tsy manam-panoto mba naman' ny mahandro be ihany. [2.415 #2395, 2.653] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Celui qui est économe de riz mais n' a pas de pilon, ressemble à ceux qui en font cuire beaucoup. [2.415 #2395] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Le sens est que c'est une mauvaise économie. [2.415 #2395] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|