|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fahandro |
| Fototeny | 2handro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra? .
5Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao. [1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 fahandro |
| Fototeny | 8handro |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 11 fahandro, 12 fandraho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|