| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mpilomano
|
|
|
| Ohabolana 1 | Mpilomano tsy mahay, ka tsy manalavitra ny lakana (morona). [2.558 #2621]
Mpilomano tsy mahay rano (izahay), ka tsy mba manalavitra ny lakana. [2.653 #1986]
Mpilomano tsy mahay rano, ka tsy mba manalavitra ny lakana. [2.415 #818]
|
| Dikanteny frantsay | Nous sommes des nageurs ne sachant pas bien nager : nous ne nous éloignerons pas de la pirogue. [2.415 #818]
|
| Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait la nécessité d' un appui. [2.415 #818]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|