|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manalavitra |
| Fototeny | 2lavitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihataka amy...: Nony lehibe Rabe dia nanalavitra andreniny.
5Mampihemotra lavitra: Manalavitra ny zavatra jerena itỳ masolavitra itỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be distant, to remove to a distance, to leave.
[1.2] 7to go away from, to avoid. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8s'éloigner de; éviter.
[1.3, 1.8] 9fuir. [1.3] 10rendre éloigné. [1.3] 11éloigner. [1.107] |
| Ohatra |
12 nony efa lehibe izy, dia nanalavitra ahy (lorsqu'il a été grand, il s'est éloigné de moi)
[1.3]
13 manalavitra ny zavatra jerena io ila masolavitra io (ce côté de la longue-vue éloigne les objets [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|