|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 morona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the border, the brink, the edge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5le bord. [1.8]
6bord, côte, rivage. [1.196]
Ohatra  7 Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442#]
8 Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499#13]
9 Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19 morona
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21(probablement une déformation de morama).
22Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae).
23Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps.
24Fournit un grain comestible.
25Très résistante à la sécheresse.. [Mahafaly, Tandroy] [1.196]
Voambolana  26 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  27 manoro, 28 morano, 29 morona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02