|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mpihaino | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Kamboty mihaino kabary : milaza tsy misy mpihaino, manontany tsy ilazan' ny olona. [2.415 #1027, 2.558 #1601, 2.653 #1226] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Orphelin qui assiste à une réunion où l' on discute : s' il parle, personne ne l' écoute; s' il interroge, personne ne lui répond. [2.415 #1027] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens sans autorité. [2.415 #1027] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Lainga tsara lahatra ka mandrobo ny mpihaino. [2.558 #1682] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|