|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrobo |
| Fototeny | 2robo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny.
5Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io. [1.1] 6mampirisika, mandoka. [Tambahoaka] [1.78] 7mandoka. [Bezanozano] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 Ambondro, 14 mandrobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|