|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihaino |
| Fototeny | 2haino |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy.
5Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to hearken, to hearken to, to listen, to obey..
[1.2] 7to listen to. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande).
[1.3] 9écouter. [1.8] |
| Ohatra |
10 Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
[2.324]
11 Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 amihino, 19 ihamino, 20 mihaino |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|