| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mitsongo
|
|
|
| Ohabolana 1 | Manary andro toy ny lehilahy mitsongo anana. [1.1]
Mandany andro ohatra ny lehilahy mitsongo anana. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona manao zavatra tsy fanaony ka very andro fotsiny. [1.1]
Ny fanaovan-draharaha tsy mahazatra dia toy ny fanariana andro noho ny tena tsy mahay ka very fotoana azon' ny fikaviaviana. [1.1]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Mpiantsena mitsongo anana an-dalana : ny any an-tsaha aza hidinana, ka ny efa hita maso indray ve no havela ? [2.558]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Natao rapa-dango ny anana an-toriny, ka nitsongo anana an-kady no niafarana! [2.558 #178]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|