|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lehilahy |
| Singan-teny | 2lehy, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona.
6Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!. 7Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8a man.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9homme (mâle).
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12fanjakan-dehilahy |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|